forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
377 B
Markdown
8 lines
377 B
Markdown
# Ho ataon'i Kristy hanao inona ireo izay an'ny synagogan'i Satana?
|
|
|
|
Kristy dia hampiankohoka ireo izay an'ny synagogan'i Satana eo an-tongotr'ireo olomasina.
|
|
|
|
# Inona no nasain'i Kristy hataon'ny fiangonan'i Filadelfia satria ho avy tsy ho ela Izy?
|
|
|
|
Kristy nilaza azy ireo mba hitàna mafy izay hananan'izy ireo mba tsy hisy na iza na iza hanala ny satro-boninahitr'izy ireo.
|