plt_tq/rev/02/18.md

8 lines
357 B
Markdown

# Nosoratana ho an'ny anjely iza ny ampahany manaraka amin'ny boky?
Ny ampahany manaraka amin'ny boky dia nosoratana ho an'ny anjelin'ny fiangonana ao Tyatira.
# Inona no zavatra tsara vitan'ny fiangonana ao Tyatira fantatr'i Kristy?
Kristy dia mahafantatra fa ny fiangonana ao Tyatira dia nampiseho fitiavana, finoana, asa, ary fiaretana am-paharetana.