forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
522 B
Markdown
12 lines
522 B
Markdown
# Nosoratana ho an'ny anjely iza ny ampahany manaraka amin'ny boky?
|
|
|
|
Ny ampahany manaraka amin'ny boky dia nosoratana ho an'ny anjelin'ny fiangonana ao Pergamosy.
|
|
|
|
# Taiza no niainan'ny fiangonana ao Pergamosy?
|
|
|
|
Ny fiangonana tao Pergamosy dia niaina tany amin'izay nisy ny seza fiandrianan'i Satana.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ny fiangonana tao Pergamosy tamin'ireo andro namonoana an'i Antipasy?
|
|
|
|
Ny fiangonana tao Pergamosy dia nitana mafy ny anaran'i Kristy ary tsy nandà ny finoana tamin'ireo andro namonoana an'i Antipasy.
|