plt_tq/psa/99/04.md

8 lines
321 B
Markdown

# Ahoana no fomba amaritan'ny mpanoratra ny mpanjaka?
Ny mpanoratra milaza fa mahery ny mpanjaka ary tia fahamarinana.
# Ahoana no lazain'ny mpanoratra fa tokony hamaly an'i Yaveh ireo firenena.
Ny mpanoratra miteny fa tokony hidera sy hankalaza an'i Yaveh eo amin'ny fitoeran-tongony ireo firenena satria masina Izy.