plt_tq/psa/95/01.md

8 lines
316 B
Markdown

# Ahoana no fomba ampaherezan'ny mpanoratra ny olon-drehetra mba hiditra?
Ny mpanoratra mampahery ny rehetra mba hiditra ao amin'ny fanatrehan'i Yaveh amin'ny fisaorana.
# Ohatra ny ahoana Yaveh ampitahaina amin'andriamanitra hafa?
Yaveh no Andriamanitra lehibe ary Mpanjaka lehibe ambonin'andriamanitra rehetra.