plt_tq/psa/93/03.md

8 lines
320 B
Markdown

# Ahoana no fomba nanandratan'ireo ranomasimbe ny feony?
Mitsangana ireo ranomasimbe ka mikapokapoka sy mierona ny onjany.
# Iza no ambonin'ny fianjeran'ny onja maro ary ilay mpanapaka maherin'ny ranomasina?
Yaveh any ambony no mahery ary ambonin'ny fianjeran'ny onja maro ary ilay mpanapaka maherin'ny ranomasina.