plt_tq/psa/92/14.md

8 lines
257 B
Markdown

# Inona no ataon'ny marina mba hanambarana fa marina Yaveh?
Mamoa voa ny marina rehefa antitra izy ireo ary hojanona no vao sy maitso.
# Nahoana no Yaveh no vatolampin'ny mpanoratra?
Yaveh no vatolampiny satria tsy misy tsy fahamarinana ao amin'i Yaveh.