plt_tq/psa/91/05.md

4 lines
273 B
Markdown

# Inona no ilaina tsy hatahoran'ilay matoky an'i Yaveh?
Tsy hatahotra ny horohoron'ny alina izay matoky an'i Yaveh, na ny zana-tsipìka izay manidina amin'ny andro, na ny areti-mandringana izay mirenireny amin'ny maizina, na ny aretina izay tonga amin'ny mitataovovonana.