plt_tq/psa/89/27.md

8 lines
381 B
Markdown

# Inona no hataon'i Yaveh ho an'i Davida izay apetrany ho lahimatoany ary asandratra indrindra amin'ireo mpanjakan'ny tany?
Yaveh hanitatra sy hiaro ny famindrampony ho an'i Davida mandrakizay.
# Mandra-pahoviana no haharetan'ireo tarank'i Davida sy ny seza fiandrianana?
Haharitra mandrakizay ireo taranany ary ny seza fiandrianany hitoetra raha mbola eo ambony eo ny lanitra.