plt_tq/psa/82/01.md

8 lines
301 B
Markdown

# Aiza Andriamanitra no mijoro mba hanome fitsarana?
Mijoro ao amin'ny fiangonana masina Izy ary eo afovoan'ireo andriamanitra.
# Inona no anontanian'i Asafa amin'Andriamanitra?
Manontany izy hoe mandra-pahoviana Andriamanitra no hitsara tsy ara-drariny sy haneho fiandaniana amin'ny ratsy fanahy.