plt_tq/psa/81/04.md

8 lines
241 B
Markdown

# Iza no nanome ny didy aman-dalàna ho an'Israely?
Ny Andriamanitr'i Jakoba no nanome an'ireo ho an'Israely.
# Nahoana no namoaka didy aman-dalàna ho an'Israely ny Andriamanitr'i Jakoba?
Namoaka izany Izy ho fitsipika ao amin'i Josefa.