plt_tq/psa/80/17.md

12 lines
384 B
Markdown

# Inona no tian'ny mpanoratra hataon'Andriamanitra amin'ny lehilahin'ny tanana ankavanan'Andriamanitra?
Maniry ny tanan'Andriamanitra mba ho amin'izany lehilahy izany ny mpanoratra.
# Inona no nataon'Andriamanitra ho an'ny zanak'olona?
Andriamanitra nampatanjaka azy.
# Inona no hataon'ny vahoaka raha mamelona azy indray Andriamanitra?
Hiantso ny anaran'Andriamanitra izy ireo.