plt_tq/psa/80/14.md

16 lines
646 B
Markdown

# Inona no angatahan'ny mpanoratra hataon'Andriamanitra tompon'ny maro ho an'ny voaloboka?
Mangataka an'Andriamanitra tompon'ny maro izy mba hiverina, hitsinjo avy any an-danitra, hihevitra sy hiahy ity voaloboka ity.
# Iza no namboly ny fototry ny voaloboka ary nampitombo ny sakeliny?
Ny tanana ankavanan'Andriamanitra no namboly ny fotony sy nampitombo ny sakeliny.
# Inona no mitranga amin'ilay voaloboka?
May sy voatapaka ilay voaloboka.
# Inona no tian'ny mpanoratra hitranga amin'ireo fahavalon'Andriamanitra tompon'ny maro?
Maniry ny hahalevona an'ireo fahavalon'Andriamanitra tompon'ny maro ny mpanoratra noho ny fitenenany mafy.