plt_tq/psa/73/04.md

4 lines
202 B
Markdown

# Ahoana no amaritan'i Asafa ny mpiavonavona sy ny ratsy fanahy?
Niteny izy fa tsy nijaly izy ireo, mahery sy voafahana tsara, afaka amin'ny enta-mavesatra izy ireo, ary tsy mba ory toy ny olona hafa.