plt_tq/psa/70/01.md

8 lines
356 B
Markdown

# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra?
Davida mangataka an'Andriamanitra hanavotra azy ary ho tonga faingana hamonjy azy.
# Inona no tian'i Davida hataon'Andriamanitra amin'ireo izay mitadyhikendry ny ainy?
Davida maniry an'Andriamanitra hampamenatra azy ireo sy hampavery hevitra azy ireo, hampiamboho azy ireo ary hahafa-baraka azy ireo.