plt_tq/psa/69/34.md

8 lines
369 B
Markdown

# Inona no lazain'i Davida fa tokony hidera an'Andriamanitra?
Ny lanitra, ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy no tokony hidera an'Andriamanitra.
# Inona no hataon'Andriamanitra an'i Ziona sy ireo tanàna'i Joda?
Andriamanitra hanavotra an'i Ziona ary hanangana indray ireo tanàna'i Joda, ary onina ao ny olona ka hanao izany ho fananana.