plt_tq/psa/67/03.md

8 lines
292 B
Markdown

# Iza no tokony hidera an'Andriamanitra?
Ny olona rehetra no tokony hidera an'Andriamanitra.
# Nahoana ireo firenena no tokony ho faly sy hihira?
Tokony ho faly sy hihira ireo firenena satria Andriamanitra hitsara ireo vahaka amin'ny fahitsiana ary hanapaka ireo firenena ambonin'ny tany.