plt_tq/psa/61/01.md

8 lines
279 B
Markdown

# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra ho azy?
Davida mangataka an'Andriamanitra hihaino ny tomaniny, ary mba hanatrika ny fivavahany.
# Tahaka ny inona Andriamanitra amin'i Davida?
Andriamanitra no efa fialofana ho an'i Davida sy tilikambo mafy amin'ny fahavalo.