plt_tq/psa/56/07.md

8 lines
356 B
Markdown

# Ahoana no fomba angatahan'i Davida an'Andriamanitra hampidina ireo fahavalon'i Davida?
davida mangataka an'Andriamanitra hampietry azy ireo amin'ny hatezeran'Andriamanitra.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra amin'ireo ranomasony?
Davida mangataka an'Andriamanitra hanao ny ranomason'i Davida ho ao anatin'ny tavoahangin'Andriamanitra.