plt_tq/psa/54/04.md

8 lines
188 B
Markdown

# Iza no manohana ny fanahin'i Davida?
Ny Tompo irery ihany no manohana ny fanahiny.
# Inona no ho avalin'Andriamanitra an'ireo fahavalon'i Davida?
Hamaly ny ratsy nataon'izy ireo Izy.