plt_tq/psa/47/03.md

8 lines
263 B
Markdown

# Inona no ataon'i Yaveh amin'ireo olona sy ireo firenena?
Mandresy ireo olona eo amban'ny Israelita Izy ary ireo firenena ho eo ambany tongony.
# Ahoana no niakaran'Andriamanitra?
Efa niakatra tamim-pihobiana Andriamanitra ary koa tamin'ny feon'ny trompetra.