plt_tq/psa/47/01.md

4 lines
216 B
Markdown

# Nahoana ny rehetra no tokony an'Andriamanitra amin'ny feon'ny fandresena?
Tokony hiteha-tanana sy hihoby izy ireo satria Yaveh Avo Indrindra no mampahatahotra ary Izy no Mpanjaka lehibe manerana ny tany rehetra.