plt_tq/psa/45/14.md

8 lines
260 B
Markdown

# Aiza no hitondrana ny zanaka vavin'ny mpanjaka
Ho entina eo amin'ny mpanjaka amin'ny tohitena misy peta-kofehy izy.
# Ahoana ary aiza no ho entina ireo virjiny?
Ho tarihina amim-pifaliana sy faharavoana izy ireo; hiditra ao an-dapan'ny mpanjaka izy ireo.