plt_tq/psa/45/01.md

8 lines
296 B
Markdown

# Inona no hovakian'ny mpanoratra mafy?
Hoavakiany mafy ireo teny izay narafiny momba ny mpanjaka.
# Ahoana no hamaritan'ny mpanoratra ny mpanjaka?
Mbola tsara mihoatra ny zanak'olombelona ny mpanjaka, fahasoavana no miloaka eo amin'ny molony, ary Andriamanitra no efa nitahy azy mandrakizay.