plt_tq/psa/43/01.md

8 lines
303 B
Markdown

# Inona no angatahan'ny mpanoratra fa ho ataon'Andriamanitra aminy?
Mangataka an'Andriamanitra hitsara azy izy ary mba hiady ny adiny amin'ny firenena tsy masina.
# Nahoana Andriamanitra no tokony hitsara azy sy hiady ny adiny?
Tokony hitsara azy Andriamanitra satria Izy no Andriamanitry ny heriny.