plt_tq/psa/42/07.md

12 lines
367 B
Markdown

# Inona no nanafotra ny mpanoratra?
Ireo onjanan'Andriamanitra sy ireo alon-dranony rehetra no efa nanafotra ny mpanoratra.
# Inona no handidian'i Yaveh amin'ny atoandro?
Yaveh handidy ny famindrampony nony atoandro.
# Inona no hitranga amin'ny alina?
Ny amin'ny alina dia homba ny mpanoratra ny hiran'Andriamanitra, vavaka iray ho an'Andriamanitry ny fiainany.