plt_tq/psa/41/01.md

16 lines
538 B
Markdown

# Iza no lazain'i Davida fa ilay olona sambatra?
Ilay voakasika ho malemy no sambatra.
# Inona no hataon'i Yaveh ho an'ny olona sambatra?
Yaveh hamonjy azy, hiaro azy ary hamelona azy, ary dia ho sambatra ambonin'ny tany izy.
# Inona no tsy hataon'i Yaveh amin'ny olona sambatra?
Yaveh tsy hamadika azy amin'ny sitrapon'ireo fahavalony.
# Inona no hataon'i Yaveh ho an'ny olona sambatra eo am-pandrian'ny fijaliana?
Yaveh hanohana azy eo amin'ny fandrian'ny fijaliana ary hanao ny fandrian'ny aretina ho fandrian'ny fanasitranana.