plt_tq/psa/40/10.md

8 lines
422 B
Markdown

# Inona no tsy nokobonin'i Davida?
Tsy nokoboniny tao am-pony ny fahamarinan'Andriamanitra na koa ny famindrampon'Andriamanitra na ny fahamendreham-pitokisana tamin'ny fiangonana lehibe.
# Inona no ivavahan'i Davida mba hataon'i Yaveh aminy?
Davida mivavaka mba tsy hanakanan'i Yaveh ny asam-pamindram-pony tsy ho amin'i Davida fa kosa hamela ny famindrampo sy ny fahamarinan'i Yaveh no hiaro an'i Davida mandrakariva.