forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
326 B
Markdown
8 lines
326 B
Markdown
# Inona no nataon'i Yaveh taorian'ny niandrasan'i Davida tamim-paharetana Azy?
|
|
|
|
Niaino an'i Davida i Yaveh ka nandre ny tomaniny.
|
|
|
|
# Inoa ihany koa no nataon'i Yaveh ho an'i Davida?
|
|
|
|
Nentin'i Yaveh avy tao amin'ny lavaka mahatsiravina Davida, avy tao amin'ny fotaka mandrevo, ka nampijoro ny tongony teo ambony vatolampy Izy.
|