plt_tq/psa/39/12.md

8 lines
411 B
Markdown

# Nahoana i Davida no mangataka an'i Yaveh hihaino ny tomaniny fa tsy mody marenina aminy?
Mangataka an'i Yaveh izy mba hihaino satria Davida dia tahaka ny olon-kafa aminy ary mpitsoa-ponenana toy ireo razambeny rehetra ihany.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'i Yaveh mialohan'ny ahafatesan'i Davida?
Mangataka amin'i Yaveh izy mba hanesorana ny fanasaziany amin'i Davida mba hitsikian'i Davida indray.