plt_tq/psa/34/15.md

12 lines
388 B
Markdown

# Ahoana no avalin'i Yaveh amin'ny fitarainan'ny marina?
Ny masony mankany amin'ny marina ary ny sofiny mitongilana any amin'ny tomanin'izy ireo.
# Inona no hataon'i Yaveh amin'ireo mpanao ratsy, izay manohitra Azy?
Izy hamongorana ny fahatsiarovana azy ireo eto an-tany.
# Inona no ataon'i Yaveh rehefa mitaraina ny marina?
Izy mandre sy mamonjy azy ireo amin'ny fahoriany rehetra.