plt_tq/psa/34/04.md

12 lines
386 B
Markdown

# Inona no nitranga rehefa nitady an'i Yaveh i Davida?
Yaveh namaly an'i Davida ary nanome azy fandresena tamin'ny tahotra rehetra.
# Inona no mitranga amin'ireo izay mijery an'i Yaveh?
Mamirapiratra izy ireo ary tsy menatra ny tavan'izy ireo.
# Inona no nataon'i Yaveh rehefa nandre izany lehilahy nampahoriana izany nitaraina Izy?
Yaveh nanavotra azy tamin'ny fahoriany rehetra.