plt_tq/psa/31/14.md

8 lines
366 B
Markdown

# Amin'iza Davida no mangataka an'Andriamanitra hanavotra azy?
Izy mangataka an'Andriamanitra hanavotra azy amin'ireo fahavalony ary amin'ireo izay manenjika azy.
# Inona no angatahan'i Davida hataon'Andriamanitra ho an'ny mpanompony?
Davida mangataka an'Andriamanitra hampamirapiratra ny tavany amin'i Davida, ary mba hanavotra azy amin'ny famindrampon'i Yaveh.