plt_tq/psa/31/12.md

8 lines
304 B
Markdown

# Mampitaha ny tenany amin'inona Davida?
Davida milaza fa adino toy ny olona maty tsy misy mpihevitra izy, ary toy ny vilany vaky.
# Nahoana Davida no ory loatra?
Nandre ny bitsibitsiky ny maro, sy ireo vaovao mampahatahotra avy eny rehetra eny izy fa hoe izy ireo miray tetika hikendry haka ny ainy.