forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
327 B
Markdown
8 lines
327 B
Markdown
# Inona no nataon'i Yaveh tamin'i Davida?
|
|
|
|
Yaveh namadika ny fisaonan'i Davida ho fandihizana, nanala ny akanjo fisaonany ary nampitafy azy tamin'ny fifaliana.
|
|
|
|
# Inona no hataon'ny fo ravoravon'i Davida?
|
|
|
|
Hihira fiderana ho an'i Yaveh ny fo ravoravon'i Davida ka tsy hangina. Hisaotra an'i Yaveh Andriamaniny mandrakizay izy.
|