plt_tq/psa/30/01.md

12 lines
385 B
Markdown

# Nahoana Davida no manandratra an'i Yaveh?
Manandratra an'i Yaveh izy satria nanangana an'i Davida i Yaveh ary tsy mamela ireo fahavalon'i Davida hifaly aminy.
# Inona no nataon'i Yaveh raha nitaraina famonjena Davida?
Yaveh nanasitrana an'i Davida.
# Avy aiza Yaveh no nitondra ny fanahin'i Davida?
Yaveh nitondra ny fanahin'i Davida niakatra avy tany amin'ny Fiainan-tsy hita.