plt_tq/psa/22/24.md

8 lines
282 B
Markdown

# Oviana Yaveh no nandre ilay nampahoriana?
Tamin'ny nitarainany taminy no nandrenesan'i Yaveh azy.
# Aiza i Davida no hidera sy hanatanteraka ny voadiny?
Hidera an'i Yaveh ao amin'ny fiangonan-dehibe izy ary hanatanteraka ny voadiny eo anatrehan'ireo izay matahotra an'i Yaveh.