plt_tq/psa/22/22.md

8 lines
385 B
Markdown

# Inona no hambaran'i Davida amin'ireo rahalahiny ary aiza izy no hidera an'i Yaveh?
Hanambara ny anaran'i Yaveh amin'ireo rahalahiny izy ary hidera Azy eny an'ivon'ny fiangonana.
# Iza no tokony hidera, hankalaza, sy hijoro am-pitalanjonana amin'i Yaveh?
Izay rehetra matahotra an'i Yaveh, ny taranak'i Jakoba rehetra no tokony hidera, hankalaza, sy hijoro am-pitalanjonana aminy.