plt_tq/psa/22/06.md

8 lines
304 B
Markdown

# Ahoana no fomba hamaritan'i Davida ny tenany?
Davida miteny fa kankana izy fa tsy olona, fahafam-baraka ho an'ny olombelona ary nataon'ny olona tsinontsinona
# Inona no lazain'ireo olona izay miteny ratsy sy maneso an'i Davida aminy?
Hoy izy ireo: "Matoky an'i Yaveh izy; aoka Yaveh hanavotra azy."