plt_tq/psa/18/50.md

4 lines
170 B
Markdown

# Amin'iza no ampisehoan'Andriamanitra ny fifanekem-pitokiany?
Mampiseho ny fifanekem-pitokiany amin'ilay voahosony Izy, dia amin'i Davida sy ireo taranany mandrakizay.