plt_tq/psa/17/04.md

4 lines
190 B
Markdown

# Ahoana no fomba nitandreman'i Davida ny tenany tamin'ireo lalan'ny mpandika lalàna?
Amin'ny tenin'ny molotr'i Yaveh no nitandreman'i Davida ny tenany tamin'ny lalan'ny mpandika lalàna.