forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
304 B
Markdown
4 lines
304 B
Markdown
# Karazan'olona tahaka ny ahoana no mahazo mitoetra eo amin'ny tabernakelin'i Yaveh sy honina ao amin'ny havoany masina?
|
|
|
|
Ny olona izay mandeha tsy misy tsiny, manao izay marina, ary miteny fahamarinana amin'ny fony no mahazo mitoetra eo amin'ny tabernakelin'i Yaveh sy monina ao amin'ny havoany masina.
|