plt_tq/psa/146/05.md

8 lines
252 B
Markdown

# Iza no ilay olona sambatra?
Ny olona sambatra dia izay olona manana an'Andriamanitr'i Jakoba ho famonjeny, izay matoky an'i Yaveh Andriamaniny.
# Inona no nataon'i Yaveh?
Yaveh nanao ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina, sy izay rehetra ao aminy.