forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
299 B
Markdown
8 lines
299 B
Markdown
# Inona no nataon'ny fahavalo tamin'i Davida?
|
|
|
|
Nanenjika ny fanahiny ny fahavalo, nanosika azy tamin'ny tany, ary nanao azy hiaina anaty aizina.
|
|
|
|
# Mampitranga inona amin'ny fanahin'i Davida sy ny fony ny fahavalo?
|
|
|
|
Manao ny fanahin'i Davida hahaketraka azy ny fahavalo, ary mahatonga azy hamoy fo.
|