plt_tq/psa/133/02.md

8 lines
433 B
Markdown

# Tahaka ny inona no ilazan'i Davida ny firaisankinan'ireo rahalahiny?
Tahaka ny diloilo tsara amin'ny loha araraka eo amin'ny volombava izany, ary volombavan'i Arona, ary dia araraka amin'ny moron-tongotry ny tohitenany izany. Tahaka ny andon'i Hermona izay miraraka amin'ny tendrombohitra Ziona izany.
# Taiza Yaveh no nandidy ny fitahian'ny fiainana mandrakizay?
Nandidy fiainana mandrakizay tany an-tendrombohitr'i Ziona Izy.