plt_tq/psa/131/02.md

8 lines
207 B
Markdown

# Tahaka ny inona ny fanahin'i Davida?
Nampiononina sy nampanginina tahaka ny zaza nisara-nono ny fanahiny.
# Rahoviana Israely no tenenin'i Davida fa hanantena an'i Yaveh?
Ankehitriny ka ho mandrakizay.