plt_tq/psa/128/01.md

8 lines
321 B
Markdown

# Inona no mitranga amin'ireo izay manome voninahitra an'i Yaveh sy mandeha amin'ny lalany?
Izay rehetra manome voninahitra an'i Yaveh sy mandeha amin'ny lalany dia ho sambatra.
# Inona no lazain'ny mpanoratra fa hitranga amin'ny olona izay mankafy izay novatsian'ny tanany?
Ho sambatra sy ambinina izany olona izany.