plt_tq/psa/125/04.md

8 lines
255 B
Markdown

# Ho an'iza no angatahan'ny mpanoratra mba hanovan'i Yaveh soa?
Mangataka an'i Yaveh hanao soa ho an'ire izay mahitsy fo izy.
# Inona no hitranga amin'ireo izay miala amin'ny ratsy fanaon'izy ireo?
Yaveh hitondra azy ireo lavitra an'ireo mpanao ratsy.