plt_tq/psa/119/93.md

4 lines
182 B
Markdown

# Nahoana ny mpanoratra no tsy manadino ny fampianaran'i Yaveh mihitsy?
Tsy manadino ny fampianaran'i Yaveh mihitsy ny mpanoratra, fa amin'ny alalan'ireny no hameloman'i Yaveh azy.