plt_tq/psa/117/01.md

12 lines
339 B
Markdown

# Iza no antsoin'ny mpanoratra mba hidera an'i Yaveh?
Miantso ny firenena rehetra izy ary ko ny vahoaka rehetra mba hidera an'i Yaveh.
# Inona no lehibe eo anatrehan'ny vahokany?
Ny famindrampon'i Yaveh no lehibe amin'ny vahoakany.
# Mandra-pahoviana no haharetan'ny fahamarinan'i Yaveh?
Maharitra mandrakizay ny fahamarinan'i Yaveh.